Inona no homena

Hampiditra sary Nampiditra Tsirofiniaina
10/08/2025 18:57
Hiran'i Inona no homena 0 Jereo eto
Vangy : 100
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Tonga ho antsika ilay Jeso mpanavotra
Hanazava sy hamaha ireo fatorana
Izay nangeja sy nanakana ny lalana
Tsy hafantatra ilay Tompo Andriamanitra (x2)

Inona ary hoy ianao
No fanatitra hatao
Ndao hihira iaraka anambara hoe

Ref: Indro Tomo hatolotro ho anao ny fiainako


Hevitra momba an'i Inona no homena

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Inona no homena (0)

Mbola tsy nisy nampiditra hira

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.076