I S A L O

Hampiditra sary Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
11/02/2002 15:14
Hiran'i I S A L O 4 Jereo eto
Vangy : 2106
Mpankafy : 0 Ankafizo
ISALO dia tarika (groupe) fa tsy olona iray fotsiny. Efa tany amin'ny taona 1986 tany ho any no niforonan' ny tarika. 1990 anefa dia voatery nijanona mihintsy ny asany noho ny zavatra isan-karazany tsy maintsy notanterahina. Niverina indray nanomboka ny faraparan'ny taona 2001. Anisan' ny hira tena nahafantarana ny tarika ISALO ilay hira hoe TARA-MASOANDRO sy ilay hoe FARARANO tamin' izany andro izany. Ankehitriny ry zareo vao namoaka santionan-kira iray mitondra ny lohateny hoe FOTSY VOLO, izay karazan-kira mihetsika genre domôlô, izay efa mandeha eny amin' onjampeo eny.
Zozo RASOLOHERY no filohan' ny tarika. 6 no mpikambana, ahitana an'ZAKA, HERCULE, RIVO, LUCIEN ary JOVIANAH izay hany vavy ao anatin' ny tarika.
Misedra olona ihany anefa ry zarreo ankehitriny noho ny mbola tsy nahitany izay ho MANAGER hatramin'izao. Miantso izy ireo noho izany, ho any ireo olona izay te-hitondra an' io tarika io, afaka mitelephone ny 032 04 17 770 na mandefa email amin'ny ity adiresy ity : renz@isuisse.com

Hevitra momba an'i I S A L O

(11/02/2002 20:14)

Hiran'i I S A L O (4)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1789