Hevitra momba an'i Da Hopp

Hiverina amin'ny Da Hopp Hampiditra hevitra
OLPolonaleopolitika ( 12/05/2006 22:18)
aza afenina ny marina teneno anay nalàza izany hira izany an
nionja ( 17/04/2006 09:41)
Tarika manao rap niforona tany@ taona 90 tany ho any. Misy an'i Tax, BenG, Blazz, Jento ary Sheo (tsy eto an-toerana). Norma b daholo ny vazon'zala, ohatra @zany: mahasalam'az, fanantenana, maimbomaimbo, seka, soa ihany ah fa,...; ao koa ireo vazo taty aoriana: tsy amakinay loha, masoandro, representy, sy ireo maro hafa tsy voatanisa. Mirepresenty tsara ny rap syga Da Hopp. Miandry ny fivoahan'ny 2è album. Mlay!
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2473