Da Hopp
Sary rehetra...
Nampiditra nionja 17/04/2006 09:30
Hiran'i Da Hopp 0 Jereo eto
Vangy : 2948
Mpankafy : 1 Ankafizo
Hevitra momba an'i Da Hopp
nionja (17/04/2006 09:41)
Tarika manao rap niforona tany@ taona 90 tany ho any. Misy an'i Tax, BenG, Blazz, Jento ary Sheo (tsy eto an-toerana). Norma b daholo ny vazon'zala, ohatra @zany: mahasalam'az, fanantenana, maimbomaimbo, seka, soa ihany ah fa,...; ao koa ireo vazo taty aoriana: tsy amakinay loha, masoandro, representy, sy ireo maro hafa tsy voatanisa. Mirepresenty tsara ny rap syga Da Hopp. Miandry ny fivoahan'ny 2è album. Mlay!
Hiran'i Da Hopp (0)
Mbola tsy nisy nampiditra hira
