Hevitra momba an'i brillante

Hiverina amin'ny brillante Hampiditra hevitra
fitionja ( 26/01/2008 12:33)
F'angaha moa rehefa lahy sy vavy miara-mihira dia hoe mpifankatia foana e?
matisse ( 15/01/2007 09:53)
tsy antitra lotra ve brillante par//@joselito e
adolantsento ( 16/09/2005 10:31)
Pela aia kay ty misy anao te hiresaka aminao mivantana aho satsia tsy mino ny zavatra teneninao aho
mimianjara ( 09/09/2005 10:18)
Tsara be ianao , fa n'aninona enao no nisaraka tamini'ni Koïke
pela ( 08/02/2005 18:16)
Brillante est ma grand-mère elle chante bien quand même, elle a divorcé avec mon grand-père"joselito" elle faillit d'être folle. c'est pour ça qu'elle avait chanté "manambalia"
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2035