Ataoko amin'ny fo (ZIKRUE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xpmiz Fotoana ela no qcppugoh niketrehana mba ho mafy ny fototra
Tsy ohatran’ny an’ny hafa vao nandalo kely dia tototra
Nahamatoran’ny tononkira.serasera.org saina mba nahafahana nibanjina
Nahaizana nidaozy an’izay rehetra godaksvt mety ho tanjona
Dia nikifa tamin ny fo mba ho voninahitray
Tsy zavatra betsaka akory
Fa fahatsiarovana iray tamin’ny fiainan’ilay kof’ boay
Raha rotsa sy vola aloha tsy dia hananana bobaka
Raha aingam-panahy aty mbola mitobaka

--------
Rohy: