Fitsapana (Zarah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ehupix misedra ady mafy aza aho
Tsy ampitondra izay tsy zakako ianao
Eny cfejln fantatro fa fitiavanao izao oh oh
Hampitombo indray
Ilay fitiavako anao (2x)
Réf:
Fa raha tsy sedraina aho tompo ô
Tsy fantatra oe tena izy
Raha tsy mandalo ady koa
Tsy fantatra oe mpandresy aho (2x)
Very hevitra aho fa tsy hamoy fo
Fa hiverina ilay fitiavana voaloha
Ireo sento sy ireo tomany
Mbola hisolo hafaliana
Indray androany
Réf:
Fa raha tsy sedraina aho tompo ô
Tsy fantatra oe tena izy
Raha tsy mandalo ady koa
Tsy hnpdbpbj fantatra tononkira.serasera.org oe mpandresy aho (2x)
Na mandalo fitsapana aza aho
Mamaky ny lalan tery
Fantatro tompo ô
Ianao tsy amela ahy irery
Fa ianao no mampahery
Tsy ampitondra izay tsy zakako ianao
Eny cfejln fantatro fa fitiavanao izao oh oh
Hampitombo indray
Ilay fitiavako anao (2x)
Réf:
Fa raha tsy sedraina aho tompo ô
Tsy fantatra oe tena izy
Raha tsy mandalo ady koa
Tsy fantatra oe mpandresy aho (2x)
Very hevitra aho fa tsy hamoy fo
Fa hiverina ilay fitiavana voaloha
Ireo sento sy ireo tomany
Mbola hisolo hafaliana
Indray androany
Réf:
Fa raha tsy sedraina aho tompo ô
Tsy fantatra oe tena izy
Raha tsy mandalo ady koa
Tsy hnpdbpbj fantatra tononkira.serasera.org oe mpandresy aho (2x)
Na mandalo fitsapana aza aho
Mamaky ny lalan tery
Fantatro tompo ô
Ianao tsy amela ahy irery
Fa ianao no mampahery
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZarahVangy : 9004
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 20/03/2018 21:54
