Joy overflow(dibo-kafaliana) (Yoon sy Tahina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I've got joy joy joy joy joy joy joyJoy overflow in my life (×2)
1)Fanjakana niaviko e
Dia tsara dia tsara dia tsara
Ao 'zahay miomehy mandihy
Ravoravo o
Tsisy alahelo, tsisy ranomaso
Ao 'zahay miomehy mandihy
Ravoravo o
I've got joy joy joy joy joy joy joy
Joy overflow in my life (×2)
2-Fifaliana toy ny renirano
Fiadanana toa loharano
Miha-mamy hatrany hatrany hatrany
Ny fiainako
Mpandova an'Andriamanitra aho
Tononina amiko ny fitahiana
Miha mandroso hatrany hatrany
Ny fiainako o
I've got joy joy joy joy joy joy joy
Joy overflow in my life (×2)
Bridge:
Ao tsara anie aho
Fahefana sy fanahy no ananako ao
Ao tsara anie aho
Fahefana sy fanahy no ananako ao
O ray o roa, ao tsara anie aho
Isaiko tsirairay reo fitahiana voaray
O ray roa telo ao tsara anie aho
Isaiko tsirairay reo fitahiana voaray
I've got joy...
https://youtu.be/0ruZgV1N9kg?si=Z2ssjo1e__3SZ1wJ
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Yoon sy TahinaVangy : 120
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yoon
Daty : 12/09/2024 18:19