Vita tantara (Willy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ianao araiky lehilahy eto an-tany, tsy atao hankarary fo
Fitiavanao kojph lasan'olon-kafa tsy toy ny taloha
Adiady lava nasetrinao tamin'ny fiainantsika roa
Fa leo ny mitia ahy ianao ka niova tdyegf fo
Tsy toy ny taloha fa niova fo.

Tsy ataoko hamparary foko fa mbola ho avy ny anjarako.
Koa samia misaintsaina dia samy hiova fo amin'ny fiainantsika roa.

Tsofiko rano ianao koa ny hahita ny tiana jguacwve
Mahita ny soa, mahita ny tsara mba ho anjara!
Ka veloma tiako.

Tsy ataoko hamparary foko fa mbola ho avy ny anjarako.
Koa samia misaintsaina dia samy hiova fo amin'ny fiainantsika roa.

Fitiavako anao 'zay ka raha tsy ho tononkira.serasera.org lany mamy
Adinoy 'zaho androany, 'zaho koa tsy hitomany samy vita tantara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Willy
Vangy : 30428
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Fyononana
Daty : 17/06/2016 19:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051