Ampidiro aloha ny tenimiafina
ORIORY NY SAIKO (Raindimby sy Voahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oriory ny saiko
Mieritreritra an’ialahy
Mitotototo isan’andro miady amin’ izao fiainana izao
Tsy maintsy manao izao aho e
Satria tiako tokoa nareo
Tsy ataoko resy pdsc tondro-maso
Ny fiainako ravahinareo
Aza kivy ,aza kivy rxlxzgf e
Fa andrinay tokoa tononkira.serasera.org ialahy
Dia matokia f’izay tena izy e
No atokanay hanjakan’ialahy
Na be aza ny mpijokojoko
Manao raha mampitoloko
Akanga maro miara-dia ny antsika
Ny ankaso hxypic indray no lany fika
Tsy maintsy ho tafita letsy a
Ity sambokelintsika
mamaky onjam-piainana maro
Hafaliana mifangaroharo.
Mieritreritra an’ialahy
Mitotototo isan’andro miady amin’ izao fiainana izao
Tsy maintsy manao izao aho e
Satria tiako tokoa nareo
Tsy ataoko resy pdsc tondro-maso
Ny fiainako ravahinareo
Aza kivy ,aza kivy rxlxzgf e
Fa andrinay tokoa tononkira.serasera.org ialahy
Dia matokia f’izay tena izy e
No atokanay hanjakan’ialahy
Na be aza ny mpijokojoko
Manao raha mampitoloko
Akanga maro miara-dia ny antsika
Ny ankaso hxypic indray no lany fika
Tsy maintsy ho tafita letsy a
Ity sambokelintsika
mamaky onjam-piainana maro
Hafaliana mifangaroharo.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Raindimby sy VoahangyVangy : 1073
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nolybela8
Daty : 27/02/2024 06:04
