Ampidiro aloha ny tenimiafina
Iae (Valolahy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iae lala ô, iae lala ô
Tahaky ny inona moa ny eto an-tany raha tsy eo ianao
Angamba lala, zary nofy cguy ihany izany fahasambarana eto an-tany e!

Angamba lala, zary nofy ihany izany fahasambarana eto an-tany e!
Misy jgftpq milaza fa ny vola ihany no tononkira.serasera.org owsgwj azo lazaina eto an-tany fa mahasambatra
Tsy ny vola ihany anefa hono fa ilaina ihany koa ny voninahitra e!
Ny antsika lala ô (x2), ny antsika kosa e, ny fitia eeeeee!

--------
Rohy: