Tsy hireharehako (TZ PRAISE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao rehetra izao
Dia hilazako
Fa manan'Andriamanitra
Mahagaga aho

Ka tsy hanatahotra aho
Fa manana anao
Mpanafaka ahy(X2)

REF:
Tsy hireharehako
Izao fiainana xftqamds izao
Na manana aho
Na mahantra aho
Fa hireharehako
Fa manana
Andriamanitra
Mahagaga aho


Ny ra nalatsakao ho fanavotana tononkira.serasera.org ahy
Sy ho famelana ho an'ny tany
Mba ho any jhtnnn an-danitra any(X2)


REF:.........................................

Mpamindra fo ianao
Mpamaly vavaka borx ahy
Tsy mba manavaka ahy
Andriamanitra
Mahagaga ianao



REF:.............................

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : TZ PRAISE
Visites : 616
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tsiryni
Date : 22/09/2022 21:40
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1767