Avelao izy handeha (TSYTOUH)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao izy handeha
Na ory aza ny fo, ny saina tsy maintsy manaiky
Fa c'est la vie io papa e
Na mamy aza lay tiana, vcedgkh ianao tsy very na hoe mandeha
Fa ohatry 'ny fiainana izy ka tsy atao mahakivy
Efa tsy antenaina qaxcq koa 'reo tantara fahiny
F' ef an' olon-kafa izy f'ianao efa nariany
Izy efa namadika, any tononkira.serasera.org an-kafa ndray ny fony
Tsy hifanomezan-tsiny io anie fa dia souvenir
Ny anaranao no tsaroany rehefa mandeha 'lay hira
Mahatsiaro lay taloha rehefa mandeha koa 'lay riddim
Kanefa izy moa tsy hita intsony fa nanao veloma
Avelao izy handeha
(Avelao izy handeha fa efa tsy tamana eto ooh)
Aza atao ampiasa loha zay zavtra ataony any ee
Na dia mankarary fczda fo ny hahita anazy ho any eh

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TSYTOUHHits : 1884
Likes : 0 Like
Created by : Diarintsoa
Date : 29/04/2018 12:02