Number (TRIO II G5)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiko ho fihiniko, io tananao ioMahafatifaty 'ky ndry ooye
Nty aho aho fe resimpitia
Firy moa ny num-andry, mba hiantsoako andry
Mba omeo ahy akia ilay number
Omeo ahy your number
Mialohan'you say Good bye
Omeo ahy your number (×2)
Mialohan'you say Good bye
Sakambiniko io tenanao io
Hanafana andry
Andray zany tsikindry
Kantokanto ery,Mahafatifaty kely
Ref
Ny hatsarandry nahataitra ahy vao teo
Mampanotany haiky ahy hoe iza io
Fahagagana miseo.
Hoy aho izy iny, enga anie mba ho ahy ny foniny
Enga anie mba tsy handà ahy i ndry
I say love you, I love you.
Ref
Thank's tsiorymahefa7@gmail.com
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TRIO II G5Vangy : 1070
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsiorymahefa7
Daty : 21/05/2022 12:02