Tiko enao (Tj'fab)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo fihetsikao rehetra toa mambabo fo tokoa
tsy aiko nefa ankehitriny ny hilaza fa hoe tia.
Ilay fitia ao anatiko ao efa natokako ho anao,
Ka marary ny bxje foko raha toa ilaozanao.????
???:Tianao tena tianao
hatrizao trgbw mbola tianao,
feno anao feno taterakanao
ianao tononkira.serasera.org ilaiko tgrd tsy andao.
Impiry2 aho no niteny
fa mbola tiko enao,
na de any lavitra any ary enao
tsy miova ilay fitia .
Ireo voady izay nataon_tsika
manambara fa mbola vitan tsika
ny hizotra n lala_mahitsy...
???:(...)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tj'fabHits : 3654
Likes : 0 Like
Created by : tiavinajeanfabrice
Date : 21/02/2018 20:50