Hevitra momba ny Harena Tianay
Hiverina amin'ny Harena Tianay Hampiditra hevitra
Tinou25 (
7 ora lasa)
Faly miarahaba antsika rehetra mpikambana.
Tongasoa ato n'y tenako izay marihako fa misehatra anaty famoronana ny mozika Ary Sady mpamorona no mpitendry Ary ny hira izay raiketiko ato Dia ahitantsika solfa MBA hanamora ny fomba fihirana azy na variété na évangélique.
Dia mankasitraka bé Dia bé ny mpamorona izao application izao fa mahafinaritra tompoko.🙏🧡❤️💙💚