Miverena (Tineh)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia mafy aza
Ny tsy anilanao
Tsaroako ho banga
Izao fiainako eto ojud izao
Andro iray tsy ahitako anao
Tomany tononkira.serasera.org foana no atao
Ireo teny mamy tambitamby
Rediredy sisa am-poko ao
Ref
Miverena fa irery aho
Sasa-miandry manina anao
Miverena mbola anao ny foko tia
Miverena ka modia
Ianao ilay nantenaiko
Tsy hivadika na oviana
N’inona n’inon’hozakaiko
Ianao ilay nitokiana
Ary ho fitia mandrakizay
Tsy noterena satria
Fa safidy refgh ny ho tia
Anilanao dia hodoria weyac
Ny tsy anilanao
Tsaroako ho banga
Izao fiainako eto ojud izao
Andro iray tsy ahitako anao
Tomany tononkira.serasera.org foana no atao
Ireo teny mamy tambitamby
Rediredy sisa am-poko ao
Ref
Miverena fa irery aho
Sasa-miandry manina anao
Miverena mbola anao ny foko tia
Miverena ka modia
Ianao ilay nantenaiko
Tsy hivadika na oviana
N’inona n’inon’hozakaiko
Ianao ilay nitokiana
Ary ho fitia mandrakizay
Tsy noterena satria
Fa safidy refgh ny ho tia
Anilanao dia hodoria weyac
--------
Rohy:
