Tsara loatra (tida kenny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
???
Euh !
Oh oooo
Yàh kai !

Môra malahelo ôlo ô
Tsy zakanao namanao mitaraigny ih
Tsy mandry saignanao kô tsy agnampy
Ko sendra mba mitady fagnampiagna avy aminao izy

Môra malahelo ôlo ooo
Tsy ratsy izy io f'ianao anie voa mafy
Môra matoky loatra anao voagafy
Matetika diso fanantenagna

Fagnararaotagna edy valisoa mba azo ô!
Tsy harakaraka ny soa izay natao ô!
Impiry voa ianao nefa mbola magnano
Satria be fandiferagna loatra

Fagnararaotagna edy valisoa mba azo ô!
Tsy harakaraka ny soa izay natao ô!
Impiry voa ianao nefa mbola magnano
Satria be fandiferagna loatra

Tsotra loatra ah!
Tsara loatra fônao
Tsotra loatra eh!
Tsara loatra fônao ô!

Tsotra loatra ah!
Tsara loatra fônao
Tsotra loatra eh!
Tsara loatra fônao

Mampalahelo zaho
Efa vitsy edy ôlo kara anao avahizo
Ny ôlo marigna ndraika zao midi-kizo
Sahinjareo satria hainjareo tsy hamaly
Mandefitra lava satria tsy tia ady
Raha diso hely anao niany nalaza ratsy
adignonjareo le vita talôha jiaby
Nefa karanjareo mbo miloloa lagnitry
Fombany iaby zany euh !

Fagnararaotagna edy valisoa mba azo ô!
Tsy harakaraka ny soa izay natao ô!
Impiry voa ianao nefa mbola magnano
Satria be fandiferagna loatra

Fagnararaotagna edy valisoa mba azo ô!
Tsy harakaraka ny soa izay natao ô!
Impiry voa ianao nefa mbola magnano
Satria be fandiferagna loatra

Tsotra loatra ah!
Tsara loatra fônao
Tsotra loatra eh!
Tsara loatra fônao ô

Tsotra loatra ah!
Tsara loatra fônao
Tsotra loatra eh!
Tsara loatra fônao

Mampalahelo zaho
???
Eran'izay lesy e!
Hummm
Ôka zay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : tida kenny
Vangy : 454
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Babush
Daty : 06/06/2025 17:33
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0152