Anao inona (The Dizzy Brains)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirenireny, miandriandry
Miandry sipa eto ambodin'ny hazo
Mitsikitsiky, miandriandry
Miandry revy eto ambonin'ny hazo
Mijerijery, mitaditady
Mitady rima eto ambodin'ny nopuevie hazo
Mijerijery, mitaditady
Mitady sipa wkaketeq eto ambodin'ny hazo
Mirenireny, miandriandry
Miandry sipa eto ambodin'ny hazo
Mitsikitsiky, miandriandry
Miandry revy eto ambodin'ny hazo
Mitendritendry Velvet sy Rolling Stones
Manembonembona an'Ingahy Brian tononkira.serasera.org Jones
F'inona moa f'izay no azo atao
Anao Inona?
Mitendritendry Velvet rehefa Stone
Manao toy ireny any babilona
F'inona moa f'izay no azo atao bwwhbw
Anao Inona?
Miandry sipa eto ambodin'ny hazo
Mitsikitsiky, miandriandry
Miandry revy eto ambonin'ny hazo
Mijerijery, mitaditady
Mitady rima eto ambodin'ny nopuevie hazo
Mijerijery, mitaditady
Mitady sipa wkaketeq eto ambodin'ny hazo
Mirenireny, miandriandry
Miandry sipa eto ambodin'ny hazo
Mitsikitsiky, miandriandry
Miandry revy eto ambodin'ny hazo
Mitendritendry Velvet sy Rolling Stones
Manembonembona an'Ingahy Brian tononkira.serasera.org Jones
F'inona moa f'izay no azo atao
Anao Inona?
Mitendritendry Velvet rehefa Stone
Manao toy ireny any babilona
F'inona moa f'izay no azo atao bwwhbw
Anao Inona?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : The Dizzy BrainsVangy : 2252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 15/01/2017 21:49
