Ampidiro aloha ny tenimiafina
Gasikara (TFD)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv's & landô
Tsika rehetra de samy gasy
Ka aza misy mifanaratsy
Na aviany atsimo n'aviany avaratra
Gasy daholo ka adao hitambatra
N'avy andrefana na atsinanana
Samy manaja ny fiavanana
Ka samia mvavaka tsika rehetra
Fa gasy mandroso no tarigetra
Nadih
Madagasikara tanin drazanay
Andao tsika jiaby mba itambatra oayk ho iray
Ndao tsika androany mba iaraka hivavaka
Efa ita fa le ray tsy mba manavaka
Mafiluh
Ôry malagasy namana henoy kely ity
Dadabe anay nampianatra hifankatia
Lova tsara indrindra hiaro hoan'ny tanindrazan
Tsisy fotsy tsisy mainty
F itady fivoharana
Ampiakaro ny toen_tsaina de tandroy ny tononkira.serasera.org fiavanana
Samy mandray anjara mba itondra fiadanana
Andao ary mba hiezaka itady izay mahasoa
Misaotra orvoyujw anao ry ray tamin'ireo zavatsoa
Ref:
Gasikarae
Tanindrazanay
Gasikarae
Io lay nosinay
Gasikarae
No fonenanay
Gasikarae
Ilevenanay
Tsika cdphvas tanora mihevera tena
F'isika no wavin'ny firenena
Manomboka androany zah manatena fa isika ho fitaratra hojerena
Ray aman_dreny tanora zaza
Mandraisa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TFDVangy : 2506
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : landorandrianarivelo3
Daty : 30/07/2017 11:20