Ivangay lambaoany (Tata Rahely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao aho hody e e ia
Hametra-beloma heky aho ty rô, hody ami-gnavako agny e
Lavitry e lalam-be mbola hombagna ka tsara gne mifanody
Eny e e e, aia
Atero an-tsasa-dalagne eky aho rony e,magnano azafady
Hentsaky e manambady aho zany e, hody fa manan-kava

Veloma rô, veloma gn'omeko anao o o
Engao agny e e hody aminay agny eh
Vandevandeshanao iao ngahy indeshinao lavitry aty
Ivangako lamasinina hoy anao, ivangako lambaoany
E e endre he gnaia, e e he engao agny e he
Lasha gn'eritao o o, tsy hita ralambahoany eh he
Feno e roy tao o o tsy azo ndra lamasiny eh
E e he e e rony, E e he e e hody aho agny eh
Ivangay lambahoany aho rô la mba tianao o

Avelao aho hody eh e ia
Nahafeno telo taogno aho zay rô nagnaraky anao tatiky
Tamin'ny iaho mbola zaza madiniky gn'azonao nambakaigny
Endre e aia a, zay elabe zay aho marogny nagnaraky e sitraponao
Fa androany heky aho zany e trotraky e fombanao

Veloma rô, veloma gn'omeko anao o oh.......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tata Rahely
Vangy : 12405
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 19/11/2014 12:50
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127