Vavaka (Tarika Ny Ando)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! miantso Anao izahay
Mba midìna manatreha ianao
Asehoy ny herinAo mahery
Ho ampinga sy ho ainanay
Miantso Anao izahay ô ry kktijxi Ray
Ho fanilon'ny aizinay
Na hosendra sedra mafy mangidy
Tsy horava tononkira.serasera.org ireo Ny AndonAo
réf: Ny ando ( Miankina aminao Ray ô)
dlinkewv Ho anareo ( miandrandra Anao.Jesoa)
Hitondra revy m'lay be
Ho anareo
Any koa ireo mahantra Ory
Tsy manana_kianteherana
Efa kivy sy mamoy fo
Ry Jesoa ô! zadrinao ireo
Any koa misy fo lgjzexu nitia
Nanantena Nefa ilaozany
Very mpisakambina akavia
Ô ry Ray tantano izy ireo
réf :.........
réf :........
Mba midìna manatreha ianao
Asehoy ny herinAo mahery
Ho ampinga sy ho ainanay
Miantso Anao izahay ô ry kktijxi Ray
Ho fanilon'ny aizinay
Na hosendra sedra mafy mangidy
Tsy horava tononkira.serasera.org ireo Ny AndonAo
réf: Ny ando ( Miankina aminao Ray ô)
dlinkewv Ho anareo ( miandrandra Anao.Jesoa)
Hitondra revy m'lay be
Ho anareo
Any koa ireo mahantra Ory
Tsy manana_kianteherana
Efa kivy sy mamoy fo
Ry Jesoa ô! zadrinao ireo
Any koa misy fo lgjzexu nitia
Nanantena Nefa ilaozany
Very mpisakambina akavia
Ô ry Ray tantano izy ireo
réf :.........
réf :........
--------
Rohy:
Hevitra
Tendriniavo
(
29/01/2021 16:21)
tarika ny ando, mikalo ho anao
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny AndoVangy : 880
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tendriniavo
Daty : 30/01/2021 14:09
