Diniho sy saino (Tarika Mpanangana Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diniho sy saino ny ho avinao ra olombelona
Ny andronao mandalo ihany sy miserana
maro anie ireo toa anao fa efa lasa vovoka
Satria isika olombelona mandova ozona
Ref :Fantatrao ve fa akaiky anao ny farany
Mihantanteraka ireo famantarana nambarany
Miomana dieny ity mba tsy hanenina
Ndrao hirehitra ianao ka dia himenomenona
Fidio aloha izay tinao
Tanterao xiodalw izay sitrakao
tsarovy anefa fa mandalo izao tontolo izao
Iza no hianteherana sy ho fikirina
Hamelombelona ny saina hitondra filaminana
Ny harena endrika amam-bika cefs tsy azonao ho tanana
Raha tonga ny fotoana ka ny andronao hifarana
Ref : Fantatrao ve fa akaiky anao ny farany

Ndrao hirehitra tononkira.serasera.org ianao ka dia himenomenona
Fidio aloha izay tinao
Tanterao izay sitrakao

Raha ny zava misy hatramin'izao dia izao no fantrao
Tany fiadiana euekdsga ety fa tsy mba fitsaharana
Ilay ho avy no antenaina mba ho tsara lavitra
Izay omen'ny tokana avy any an-danitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Mpanangana FanevaVangy : 243
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mpanangana01
Daty : 23/05/2025 10:14