Jesosy o! Indreto ny miaramila kelinao (TANORA MIANTAFIKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
-"Jesosy 么!(饾悽饾惂饾悵饾惈饾悶饾惌饾惃)
   Ny miaramila kelinao (饾悤饾惃饾惂饾惃饾惂饾悮 饾悺饾悮饾惂饾悮饾惃)
   Hanao izay tena sitrakao (饾悮饾惂-饾惌饾惉饾悽饾惌饾惈饾悮饾惄饾惃)
   Hanao ny didinao."-

(饾暰饾枖饾枒饾枖饾枔-饾枑饾枎饾枟饾枂)
-"(饾悡饾悮饾悷饾悽饾惃)
   Tafio hery lalan-dava
   Mba hahavita be dia be e!
   Hitory ny flazantsara (饾惁饾悮饾惂饾悶饾惈饾悮饾惂饾悮)
   Manerana ity nosy ity."-

-"Tariho 'zahay Jesosy 么!
   Hiseho ho tena miaramilanao
   Ho miaramila mpiady ho Anao
   Hijoro tsy hatahotahotra."-

-"Maro ny zavatra ety (饾悺饾悮饾惁饾悽饾惂饾悹饾悮饾惂饾悮)
  Mitady hamingampingana (饾惂饾惒 饾惁饾悽饾悶饾惂饾悵饾惈饾悽饾悿饾悮)
  Ny endrikendrim-panaratsiana
  Vonjeo izahay Jesosy 么! "-

(饾暰饾枖饾枒饾枖饾枔-饾枑饾枎饾枟饾枂)
-"(饾悞饾悮饾惌饾惈饾悽饾悮)
   Ny latsalatsa atrehinay (饾惂饾惒 饾惀饾悮饾惌饾惉饾悮饾惀饾悮饾惌饾惉饾悮 饾悶!饾悶!)
   Ny esoeso koa torak'izany
   Jesosy 么! tohano izahay
   Handroso tsy hihemotremotra."-

Jesosy 么! (饾悽饾惂饾悵饾惈饾悶饾惌饾惃)
.......................
Hanao ny didinao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TANORA MIANTAFIKA
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tanorasoa
Daty : 24/01/2026 21:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
漏 serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0724