ZEZIKA (Tam Danger)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tam danger - Zezika ( tonokira )


Amle oui Tam, trop mandam
Uhm Zezika ah

Miala ze taindaka
Tsisy manaitaka
Zay tsy hanaiky ah
Na hiraikiraiky ah
Diso adiresy eo vôpresy
Tsy asiko santima
Fa za mitsy ny hanatanteraka eh
Sao hanenjika ana fa tonga de reraka eh
Uhm... Zezika ah (x 2)

Domineko oh
Mailo fa ze lomaka eo dia uhm... Zezika ah ×2

Hafatsy le vono paika rano ray eh
Efa nervé be mits ah
Be ny kalalao oh
Amle tsisy kiraokirao oh

Domineko oh, mailo... (x 2)

Hafatsy le... (x 1)

Aza knôlo, aty ny kôdy
Zany ny patiny
Miainga am gety morale aloha fanampiny
Mande ny hakanazezika, ady saritaka
Ze midororo eo mahaiza mibitaka
Anaty sakoroka tsisy akijery kolera
Miainga ny sera, merci frera
Fa zay tsy hiala, sode adala
Uhm... Zezika ah (x 2)

Domineko oh, mailo... (x 2)

Hafats le... (x 2)

Manao lanjan-doto eo (Zezika ah)
Ze ratsy sanjila eo (Zezika ah)
Ze tsisy jiro eo (Zezika ah)
Manamaivana eo (Zezika ah)
Miainga ny (hakanazezika x 3)

Uhm... Zezika ah (x 2)

Hafats le... (x 2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tam Danger
Vangy : 502
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidy.english
Daty : 23/11/2022 08:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0864