Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy mba misy tsy ho diso (TAFIA ( tanora fifohazana Anosivavaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba misy tsy ho diso
isika olombelona aleo mifanmpitondra ambavaka
fa ny Tompo no manavaka
aoka tsy hifampitsara
fa tena hifandefandefitra
ka tononkira.serasera.org Jesoa Tompo ilay tsara
no hanafoana ny efitrefitra
ka fmghv ny endrikendri-mpahotana
aoka hatsahatra vawjwfs hatreo (aoka hatsahatra ahtreo)
ka ny fo mendrika fibebahana npxmzwu
no aoka anjaka anaty foko sy fonao e!
A/C Toky Rakoto
isika olombelona aleo mifanmpitondra ambavaka
fa ny Tompo no manavaka
aoka tsy hifampitsara
fa tena hifandefandefitra
ka tononkira.serasera.org Jesoa Tompo ilay tsara
no hanafoana ny efitrefitra
ka fmghv ny endrikendri-mpahotana
aoka hatsahatra vawjwfs hatreo (aoka hatsahatra ahtreo)
ka ny fo mendrika fibebahana npxmzwu
no aoka anjaka anaty foko sy fonao e!
A/C Toky Rakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TAFIA ( tanora fifohazana Anosivavaka)Vangy : 581
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianandrasana
Daty : 11/03/2025 07:43
