Mangina (T.D.L)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nahoana indray no mitomany ianao
tsy zakanao intsony ve
ny onjam-piainana
nahoana jwvc indray no malaelo ianao
tsy tantiko ny maeno
ny fitarainanao


mangina fa, efa enoko'reo ranomasonao
mangina fa, efa enoko'reo fitarainanao
efa niaretako teo ambony hazo fijaliana
aza manahy fa hijery ny tkwb fiainanao Aho
zanako ianao.

nahona indray no misento ianao
'reo ranomaso lava foana oyre tononkira.serasera.org ve
ny antokom-piainanao
nahoana indray no kivikivy ianao
tsy tafapetraka intsony aho,
fa hiady ho anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : T.D.L
Vangy : 7184
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ralay2010
Daty : 07/10/2017 13:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0412