ho doria , andao hiara-dia (t-vibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsy maintsy hifaranaeny , ny hatanoràna
izao rehetra izao
na Izaho na ianao
dia mbola hody ho vovoka
voninkazo mamiratra
milokoloko miramirana
tsy maintsy ho lò
tsy hanam-pahatezàna
fa tsy maintsy ho levona
ref :
andao hiara-dia,
andao hifankatia
hifandrafy : sanatria
fitiavana ho horia
eny ireo halahelonao
eny ranomaso nalatsakao
hadinoy , mitràka
fa tsy mendrika ny ora ,
ny andro tokony hiainanao
mba jereo izay mahasoa
sy izay rehetra mety hahasambatra
ihany koa
tsy hateza lavitra aiza
eny izaho , eny na ianao.
ref:
andao hiara-dia...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : t-vibeVangy : 255
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahinavibe
Daty : 26/03/2024 19:46