Anao ny safidy (stk Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Dieny mbola dyaxfcd tsy mikapoka anao ny Tompo
Dia manatona Azy izao anio izao
F'ianao tononkira.serasera.org minia mihemotra foana
Ny fitiavany anie mba jereo
Araraoty ihany sao ianao hiantso vonjeo.
Fiv. Efa eo akaikinao Izy
Mandondona ao am-ponao Izy
(Fa ianao)
Fa ianao no minia tsy mijery
Ny fitiavany anie mampahery
Ka anao ny safidy
Hiadana sa hijaly hitoreo?
2 - Devoly anie tsy kely làlana mihitsy
Fa tandremo
Atolory ho an'ny Tompo ny fiainanao
Sao ho neninao ny fandavanao csdevcrf Azy
Fa ny fiainanao hilamina ho azy
Raha manaiky ianao
Izao anio izao
Fiv. Efa eo akaikinao Izy
Mandondona ao am-ponao Izy
(Fa ianao)
Fa ianao no minia tsy mijery
Ny fitiavany twnohrz anie mampahery
Ka anao ny safidy
Hiadana sa hijaly hitoreo?
Dia manatona Azy izao anio izao
F'ianao tononkira.serasera.org minia mihemotra foana
Ny fitiavany anie mba jereo
Araraoty ihany sao ianao hiantso vonjeo.
Fiv. Efa eo akaikinao Izy
Mandondona ao am-ponao Izy
(Fa ianao)
Fa ianao no minia tsy mijery
Ny fitiavany anie mampahery
Ka anao ny safidy
Hiadana sa hijaly hitoreo?
2 - Devoly anie tsy kely làlana mihitsy
Fa tandremo
Atolory ho an'ny Tompo ny fiainanao
Sao ho neninao ny fandavanao csdevcrf Azy
Fa ny fiainanao hilamina ho azy
Raha manaiky ianao
Izao anio izao
Fiv. Efa eo akaikinao Izy
Mandondona ao am-ponao Izy
(Fa ianao)
Fa ianao no minia tsy mijery
Ny fitiavany twnohrz anie mampahery
Ka anao ny safidy
Hiadana sa hijaly hitoreo?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : stk AmbodihadyVangy : 1800
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TahianaRandria
Daty : 10/11/2017 18:51
