Hafa Kely Kosa (Stenny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Fifaliana hafakely
No hatolotro ho anao
Ry tanora tovolahy
Sy tanora tononkira.serasera.org tovovavy
Tsy hoe handihy Rock
Na hoe hisotro toaka
Fa hijery ilay Mahery
Andriamanitra mahagaga
Ref: Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Fifaliana tsapa
Miaraka amin'I Jesoa Kristy
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Fitahiana azo
Miaraka amin'I Jesoa Kristy
2. abwvdwc Ny an'izao tontolo izao
Mila mijery video
Na manenjika boîte de nuit
Fa rehefa avy eo lasa 4 mis
Fa ny ao amin'I Kristy
Fifaliana wcmsudkw maharitra
Loharano miboiboika
Natao haharitra mandrakizay
Ref: Hafa kely...
3. vzwa Andramo kely anie
Raha tsy tsapanao ireo voalaza ireo
Fa hiova ny fiainanao
Raha mandray Azy ianao
Ref: Hafa kely...
No hatolotro ho anao
Ry tanora tovolahy
Sy tanora tononkira.serasera.org tovovavy
Tsy hoe handihy Rock
Na hoe hisotro toaka
Fa hijery ilay Mahery
Andriamanitra mahagaga
Ref: Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Fifaliana tsapa
Miaraka amin'I Jesoa Kristy
Hafa kely kosa
Hafa kely kosa
Fitahiana azo
Miaraka amin'I Jesoa Kristy
2. abwvdwc Ny an'izao tontolo izao
Mila mijery video
Na manenjika boîte de nuit
Fa rehefa avy eo lasa 4 mis
Fa ny ao amin'I Kristy
Fifaliana wcmsudkw maharitra
Loharano miboiboika
Natao haharitra mandrakizay
Ref: Hafa kely...
3. vzwa Andramo kely anie
Raha tsy tsapanao ireo voalaza ireo
Fa hiova ny fiainanao
Raha mandray Azy ianao
Ref: Hafa kely...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : StennyHits : 1200
Likes : 0 Like
Created by : Solomona17
Date : 16/02/2024 08:50
