Jesoa no ilainao (Spirit And Truth Worship)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:Ia e e e zalahy e
Jesoa no ilainao e
Izy no lakile
Ia e e e zavavy e
Jesoa no ilainao e
Izy no solution
1- Aza varimbariana fa sao dia tavela e
Izao no lazaiko anao e
Jesoa no ilainao e e e
Nihodinkodina ianao ka tsy nijery lera e ia
Izao no lazaiko anao e
Jesoa no ilainao e e e
Havako ô, mieritrereta e
Sao dia tara loatra e
Zandriko ô, miverena e
Faingana f'efa lera e
2- Kivikivy ianao mitanondrika lava e
ity misy solution
Jesoa no ilainao e
Aretina maro mikiky efa ela e
ity oa ny solution
Jesoa no ilainao e
Havako ô, mieritrereta e
Sao dia tara loatra e
Zandriko ô, miverena e
Faingana f'efa lera e
Bridge:
Na ho mora na mafy e
Miatrika ny combat
Dia manana an'i Jesoa
Zoky miahy an'ahy
Na miatrik'ady aho
Na tojo olana e
Tsy voaozongozon'ny fakam-panahy
Fa eo ilay Jesoa izay mitantana an'ahy
Refrain:
Ia e e e zalahy e
Jesoa no ilainao e
Izy no lakile
Ia e e e zavavy e
Jesoa no ilainao e
Izy no solution
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Spirit And Truth WorshipVangy : 200
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Cici09
Daty : 31/08/2025 12:40
