Tsy misy (Sjaido)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako tanteraka fa babonao ny foko
nefa na de zany aza tsy misy ny tononkira.serasera.org adosoko
tsy misy asolo anao  fa enw aloha mavita
eretako am mafy amzay mba ho tafita
fa toky trnmu mba omeko ,aza asiana ny ahyahy
akipiko ny masoko rah enw tsi tia ah
ezaiko ny tantara izay tsi nety fa tsi ataoko
avaloko otrany tsy nisy ka andeh ho fafako
fa ny mba reveko zao , fitiavana milay
tsi misy disa disa ka ho mandrakizay
ka rah qmyi sitrakao andao tsika ifamihana
tiko ahy irery ianao ,tsi tiko itambarana
veloma mandrapiaona, zay le teny famaranana

REF: tsy misy asolo anao ki iii
gmquol lay fitiii tena fitiii
fa enw ireryiiii
no tianah

Efa feno anao tateraka ny foko sy fanahy
Apetrako androany,enw efa anah
Ka tsi misy asolo anao na manja takinina
Qui ma menti ozy izy askin
Ne tsika lambanako ka faty nisarahana
Veloma manjapiaona izay le teny famaranana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Sjaido
Visites : 2099
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sjaydo
Date : 02/04/2017 15:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1086