Toky fitaka (Shayron)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataonao zay nahalatsa-paka anahy
Dia nampijalijalianao
Naleoko tsy nahalala ayyvhvji anao raha ny fitiavako no lalaovinao
Ekeko fa azonao zay notadiavinao taminahy
Kanefa indray andro any mbola ho anenenanao
Ny androany aloha vitanao
Ny ampitso tsy fantatrao
Mbola ho tsaroanao zany indray andro any
Ireo toky fitaka izay efa mba nomenao ahy
Aza omena any an-kafa indray
Fa sao hanenenanao
Raha toky fitaka naleoko ihany tsy nisy
Raha fantatro hoe fitia ny anao tsy tena izy
Hay teny am-bava fotsiny fhndzt ihany
Tsy tao tononkira.serasera.org am-po fa hanihany
Mbola oiti hitia ianao indray andro any
Tsy mba nanan-tsafidy aho
Fa toa nararaotinao
Ny fahatsorako
Norakofanao ratram-po

Hay teny am-bava fotsiny ihany
Tsy tao am-po fa hanihany
Mbola hitia ianao indray andro any

--------
Rohy: