Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tanindrazako (D'wanie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Madagasikiara Tanindrazako ôh!
Tany nipohiran'ny ireo razako ôh !
Mahatsiaro tsiaro ahy ny akamako ôh!
Mbola hiverina aho fa any iany ny mamiko ôh!
Gasik'iara tanindrazako ôh!
Tany nipohiran'ny ireo razako ôh !
Mahatsiaro tsiaro ahy ny akamako ôh!
Mbola hiverina aho fa any iany ny mamiko ôh!
Tonga ny fotoana hatsiarovako an'ny Dago ôh!
Niasa no nandaozako azy dokcujmx fa tsy kilalao ôh!
Tsy hanadinoanareo havako aho
Fa mba mahatsiaro ôh!
Na be dia beha ireo nahavariana
Ianareo tsy hatakalo ôh!
Ka mbola hiverina aho fa aza malahelo ôh!
Na hoela io na ho aingana ianareo aza misento oh!
Mmm!!! Mbola hoavy aho fa aza manadino ôh!
Ref: Madagasikiara Tanindrazako tyuvjxs ôh !.........
Na dia lavitra no sdftd misy anay
Indray indray koa mba mahatsiaro ôh !
Satria ny any tena tsarabe ny fiainana isan'andro ôh!
Ka aza homena tsiny izaho ry akama fa andao ôh!
Efa betsaka no nody fa izaho irery no tavela ôh!
Tsy maintsy hiverina aho fa izaho koa malahelo ôh!
Isan'andro aho miheritreritra anareo
Dia mba misento ôh....! Mmmmmm!!!!
Tsy maitsy ho tonga any aho tsy oela intsony ehhhhh!
Ref: Madagasikiara Tanindrazako ôh!
Ioh man....! Tsara gasik'iara !
Aza manadino ny tany misy anao
N'aiza n'aiza misy anao !
Ref: Madagasikiara Tanindrazako tononkira.serasera.org ôh !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : D'wanieVangy : 1361
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : sharuckydaniel
Daty : 18/08/2022 06:27