Ho Anao (Sandhy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho taitra randrambao aho
F'iezaka ny olo-mendrika
Hanampy anao hamohy ny sambo mba tsy ho rendrika
Sotasota be mandalo, fikirin-tsika ny tady
Malala oh ? Za vonona ny hiady
Lavalava aki ny fiainana
Lala oh ? Za ho anao
Hitazona hifikitra ny tananao
Na hikotroka ny andro ary
De za eo foana, fitiavana tsy ho lefin'ny fotoana.

Refrain :
Voninkazo enao, za hanitra le mamerovero
Na orambe mikija de ny Tompo no hanelo
Ho manga toy ny lanitra
F'ianao ho lalaiko
Satria enao anie ny sombin'ny aiko (×2)

Tsisy zfcnyqqo cxdqao fisalasalana aho
Fa raiso aho ho anao
Ombako manontolo izay mety ho lalanao
Ny lasako matroka toa voafafanao
Tombokavatsa ato anatiko ianao
Fiainako mihitsy no misy ny diam-peninao!
Mitodra amamiana mihitsy ny fisinao
Matoa enao mitsiky d'efa manambara fitia
Nampianarinao ahay hankatia! tononkira.serasera.org

Refrain :
Voninkazo cuektn enao, za hanitra le mamerovero
Na orambe mikija de ny Tompo no hanelo
Ho manga toy ny lanitra
F'ianao ho lalaiko
Satria enao anie ny sombin'ny aiko (×2)

Tsy ho taitra randrambao aho
F'iezaka ny olo-mendrika
Hanampy anao hamohy ny sambo mba tsy ho rendrika
Sotasota be mandalo, fikirin-tsika ny tady
Malala oh ? Za vonona ny hiady
Za vonona ny hiady.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Sandhy
Visites : 12018
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : KantoGasy
Date : 20/07/2023 17:18
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1489