Maizina sa mazava (Sam Andrianarijemisa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :
Tonga eto amin'ny ipwoa sampanana
Hiakavia sa hiankavanana
Mizotra mankaiza ity lalana,
Mankany amin'ny maizina sa mazava?
Andininy 1 :
Nanandrana nirimorimo nitetitety tontolo
Sangodim-panina,
Nahazo tsirony, naka ny fafiny, nalainy fofony
Nandraparapaka
Lasa fahazarana ilay mandeha be
Hatramin'ny voalohany nandaka mafy
Mandroso ny taona mbola tsy voafehy
Akory moa lesy azo atao?
Fa 'zaho le, efa mba niezaka ihany
Fa hvmcxvjo mazana ny lalana, handroso sa hiverina ve?
Fiverenana :
...............
Andininy 2 :
Maro isafidianana eran'ny lalana
Feno anao ny tanàna an
Taiza no tsy naleha?
Ianao qeps be fitiavana, moa
Tsy laitra fehezina
Be fandeferana lava isan'andro kanefa tsisy nanome,
Ouh, Te tononkira.serasera.org ho lafatra? ny ankoatran'izay aloha tsisy mihitsy
Satry tsy hivily dia satry foana hanitsinitsy
Betsaka ireo dia natao dia tsy maintsy mavitrika
Ateliko ny nenina, adinoko ny gidragidra
Fiverenana :
...............
Note : Mbola miandry fanitsiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sam AndrianarijemisaVangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sambatra001
Daty : 28/10/2026 20:22