Te hiverina am-bala (Saint Pierre Mazavasoa Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô,Ianao ilay,nirahina tety.
Hanasitrana ny fo mivalo,
Fanirianay ny ho sitrana tokoa
Ka mamindrà fo aminay.

Manonona ry Tompo ô,teny tokana monja re
Dia ho sitrana ny aretin'ny fanahiko,
Fa te hiverina ao am-bala re,ty hmjo ondry nania
Tompo ô mamindrà fo aminay/Kristy ô,mamindrà tononkira.serasera.org fo aminay

Tompo o,tety ianao mba hanala ny otanay
Nefa izahay tsy nihaino anao
Eny tsapanay fa nanota izahay
Ka mamindrà fo aminay

Tompo o,nasainao hifankatia zahay
Nefa mbola hvyggj manao andolopo
Eny tsapanay fa fahotana izany
Ka mamindrà bxxwtnid fo aminay

Auteur Compositeur:  Ny Avo Wencesias
Vocal:Valisoa-Andrea-Fandresena-Ny Avo Wencesias

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Saint Pierre Mazavasoa Soavina
Vangy : 34
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NW004
Daty : 27/10/2026 08:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0476