VONINKAZO (Saami Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mba hafa loatra raha samy asa tanana
   Tsy misy mahay nefa tsy vitsy mpanana
   Fa kanto loatra e, raha samy voahary
   Ny voninkazo nataon-Janahary

refrain: soxw Voninkazo (Tsara ery)
             Raha ara-tantara (Kanto ery)
           He sambatra loatra ka sahiko ambara (ambara)
          Ka na zovy no hanjaka eo amin'ny fireneny
                (na zovy, na bpph zovy, eo amin'ny fireneny)
       Tsy nisy nitafy na iray tam'ireny
         (na dia ray aza tononkira.serasera.org tamin'ireny)

2- Ireo tsy miasa (tsy miasa) Ary koa tsy misasatra
    Nefa dia velona sady tonga lafatra
   nwzj  Vao mainka hianao nataon-janahary
    No tsy mainka ho karakarainy

Voninkazo anjaridaiana
Mampamiratra ny saina
Mampamiratra Fanahy
Voninkazo eny antsaha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Saami Itaosy
Vangy : 539
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Karmy
Daty : 01/08/2024 15:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1764