Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ianao ihany (Ryxon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nxdou tsy ho vitako,tsy ho tantiko
ny hiaina tsy misy anao
ny heritreritro sy ny ato ampoko
amiko ianao "izao tktuu tontolo izao"
bridge: ny hoe irery izany mety ho vitako ihany
raha tsy ianao no teo fa olon-kafa
refrain:
ny tananao mtlf ihany no tiako itantana ahy
tsy mila olon-kafa aho na iza izany
tsy foiko intsony ianao ilaiko rahatrizay
anao izay fara-heriko aho ahasambatranao
ny fijerinao,ny fihetsikao
tsy ho tononkira.serasera.org voafafako ato andoha
ho very ny fifaliako raha mandao ahy ianao
ianao irery ihany no tena tiako

ny tananao ihany no tiako itantana ahy

Mahakanto

--------
Rohy: