Menatra (RYTHMI’IKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lahy:
Menatra aho
Ny hilaza hoe tiako ianao
Fa sao mahatezitra
Ka mety ahazoako tsiny
Vavy:
Ianao koa
Tsy nijery ahy
Anga mba koa tsy sahy
Miteny aza manahy
Lahy:
Raha fitia no abbhtf lazaina
Dia hafa andrandraina
F’izaho anie Efa manana lalaina paoa
Izaho anie ka tsy azo antenaina

Vavy:
Aleo aloha
Tsy mijery rah izany no mitranga
Hitsapa toy ny Jamba
Tandremo ary
Sendra lavaka
Ndrao ho latsaka
Ka izay ianao vao tsy afaka

L+v:
Aza kivy na mamoy fo
Ny anjara anie tsy roa
Mbola any izy Miandry tononkira.serasera.org anao koa
Mbola any neez izy Miandry anao
Aza kivy na mamoy fo
Ny anjara anie tsy roa
Mbola any izy Miandry anao koa(*3)

--------
Lien:
Commentaires
bojime ( 02/08/2026 14:44)
Efa maty ny mandrindra azy fa zanany aho
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RYTHMI’IKA
Visites : 115
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bojime
Date : 02/08/2026 14:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8548