Homany ny hoavinao (R.Randri (Rivolala) feat Mi-Vocal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy moramora ny manomana ny ho avy
Sy izay any aoriana
Mila mitandrina mila miomana
Mila mailo tsy ho varimbariana
Na hianatra,na hanambady
Ny safidinao
F'izay no mamaritra
Mamaritra,ny hampitsonao
Dinio tsara moa,namako oh
Izay tokony hatao
Fa tononkira.serasera.org ny manao ny tsara anie , havako oh
Tsy ho hanenenanao
Réf:
Iarahana mahalala eh
Miha-manahirana izao fiainantsika izao
Aza mihadaladala eh,
Ny hoavinao hamiratra no karakarao
Karakarao
Mila miezaka ianao
Raha te ho tafita amin'ny fiainana an an
Satria amin'izao anie
Tsy hita izay hitarainana oh oh
Fa mila mahery eh eh
Mila matanjaka an an
N'inona hiaritre eh eh
Tsy maintsy ho tafita amin'ny fiainana qgpmhrzi aho
Ianao mila gykja miaritra eh
Fa ny fiainana amin'izao efa sarotr'eh eh
Fa malama maina anie ny tany
Réf:...
A/c:R.Randri(Rivolala),Mi-Vocal 2024 sldpxq
Sy izay any aoriana
Mila mitandrina mila miomana
Mila mailo tsy ho varimbariana
Na hianatra,na hanambady
Ny safidinao
F'izay no mamaritra
Mamaritra,ny hampitsonao
Dinio tsara moa,namako oh
Izay tokony hatao
Fa tononkira.serasera.org ny manao ny tsara anie , havako oh
Tsy ho hanenenanao
Réf:
Iarahana mahalala eh
Miha-manahirana izao fiainantsika izao
Aza mihadaladala eh,
Ny hoavinao hamiratra no karakarao
Karakarao
Mila miezaka ianao
Raha te ho tafita amin'ny fiainana an an
Satria amin'izao anie
Tsy hita izay hitarainana oh oh
Fa mila mahery eh eh
Mila matanjaka an an
N'inona hiaritre eh eh
Tsy maintsy ho tafita amin'ny fiainana qgpmhrzi aho
Ianao mila gykja miaritra eh
Fa ny fiainana amin'izao efa sarotr'eh eh
Fa malama maina anie ny tany
Réf:...
A/c:R.Randri(Rivolala),Mi-Vocal 2024 sldpxq
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : R.Randri (Rivolala) feat Mi-VocalVangy : 803
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivolala
Daty : 25/07/2024 09:03
