lamasinina (Rleba)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny ny lamasinina!
mandedeha tsy manina
midonatsetroka izy ambony ambany koa mitaralila an!an!(x2)
mandady lamasinina,tampotevan'izy tononkira.serasera.org mamita ifwxnh lalana iny
ho tonga tsy ho ela any amoritsiraka any eh!
Rehefa mba cxosssma nandalo tamin'ny tsiafajavon'izy tany anivotany
tanaty torna ilay malalany any
any atsinana any ljzykw izany(X2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RlebaVangy : 2829
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetralalaina
Daty : 19/03/2010 11:50