One girl (ft Odyai) (Rixah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitady anao androany
tsy hangataka andro fa tonga any
ka haamerina ireo btzneqqm fitia anilanao Baby
'Zao sxozd mangingina fa nilaozanao
teny tononkira.serasera.org akaikinao feno fifaliana
lavitry ny fahoriana

Ianao lay one girl,
tiako hoa ianao my baby
lavitra anao zah crazy
anilanao mahatsara ahi,
mahamety ah

Ilay fitia nomenao ah tsy mbola very wvsvlhvl ato am-poko
hatramizao toa mister lay lasantsika ireni tsaroako avokoa
'Zaho mangina fa nilaozanao,
teny akaiknao feno fifaliana,
lavitra fijaliana

'Zao mangin fo nilaozanw ri ten
akaikinao feno fifaliana
lavitra fijaliana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rixah
Visites : 4117
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lovanirina3
Date : 17/04/2015 16:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1479