Avia (Rim-ka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eh avia moa anao izy koa mety (avia moa anao)
Tsy ela fa vetivety (vetivety)
Zaho mbo misy fagniriagna maventy ay oh ouoh
Raha ty kony fa grave ay yeah yeah
Kay miala tsigny fa tsy digniko eh
Voa mihetsika kely zaho de fa anao fo tsaroako yeh
Mbo fa mihezaka migna za fa tsy voasitriko oh
Niany ty zaho magnambara aminao fa anao tiako oh

Eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh
Hampahafantariko anao koa tsy fantanao oh fantanao ouah
Eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh
Hatoroko anao koa mbola mbola tsy fantanao oh mbo ho fantanao ouah

Na tsy mpanambola be zah
Fa anao tsy hampandianako sarety (ouoh ouoh)
Rambeso eky tagnako koa mety yeh yeh
Fa aza mampifilafila fila fila fila ouoh yeah
Fa tsy hagninenanao anao koa magneky eh
Kay miala tsigny fa tsy digniko oh
Vo mihetsika kely zaho de fa anao fo tsaroako yeah
Mbo fa niezaka migna zaho fa tsy voasitriko oh yeah
Niany ty za magnambara aminao fa anao tiako oh

Eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh
Hampafantariko anao koa tsy fantanao fantanao ah ah ah
Eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh
Hatoroko anao koa mbola tsy fantanao mbo ho fantanao ouah
Eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh yeah yeah
Oh ouh oh oh ouh oh oh ouh oh
Eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh-eh yeah yeah
Oh ouh oh oh ouh oh oh ouh oh (Shekeee)
Oyah oyah oyah oyeh
Oyah oyah oyah oyeh
Oyah oyah oyah oyeh
Oyah oyah oyah oyeh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rim-ka
Vangy : 28
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randriahaja
Daty : 24/01/2026 00:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0749