Nanonofy aho (Rij'art)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba renao ve,tsapanao ihany koa
Fikasana anatiko ao,ny fidobokin'ny foko
Mitempo ho anao,mitsiriritra lava izao
Miandry izay ho rariny,izay kely avy aminao
Mba renao ve,ny bitsika mangina ao
Mitoloko vgzabgj tsy mihato,miantso ny anaranao
Tsapanao ihany koa ve,nosaininao ihany gmamws koa ve
Ny fihetsikin'ny foko ao,mitianao mirehare
Réf:
Ka nanonofy aho,mb maniry ihany koa
Ny haitanao foana ny maraina vao mifoha
Tsy hanalavitra ahy ianao,fa hitoetra tsy handao
Hampionona ity fo,ilay efa babonao tokoa
Na izaho koa anie,mba toanao ihany
Saingy sarotra amiko ny amboraka izany
Mataotra tononkira.serasera.org aho,mihaotra aho
Nefa tiako ho fantatrao ny tsy miloaka ampoko ao
Tsapanao ihany koa ve,nosaininao ihany koa ve
Ny fihetsikin'ny foko ao mitianao mirehare
Réf:
Ka nanonofy aho,mb maniry ihany koa
Ny haitanao foana ny maraina vao mifoha
Tsy hanalavitra ahy ianao,fa hitoetra tsy handao
Hampionona ity fo,ilay efa hzid babonao tokoa
Duo: ............2x.................
Nanonofy aho,maniry ihany koa

--------
Rohy: