Te hody (Rijade)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lavitry tany Fiaviako zaho ô
Niala Tanàna
Voatery Nandao ô
Tsy sitrapoko
Niala anareo
Fa zanak'olo
Mijaly zaho ô
Mandeha nitady
Ho reharehanareo
Misy asa
amitsika any
Fa karama somary ambany
Hoy reo zegny eh :
"Aty misy asa"
Hoy reo zegny e :
"Karama aty tsara"
Hoy reo zegny eh :
"Kao Tonga aty tamàna"
Tsy nambarandreo zah
Tsy nambarandreo zah
Fa tonga aty fijaliana
Ranomasoko Latsaka
Very lasa-tôkana
Te hody loatra zah
Fa mbola mitady e
Mafy ny ady ato ô
Mafy Fa iaretako ô
Efa nambaran'i Dady zah
Tsy môra koa
te ho vantana
Ôh zanahary e
Tahio zah tsy marary e
Tahio havako jiaby e
Oh iô iô iô
Ho avy
Andraso kely fa ho avy
Rehefa afaka tsy maintsy
Ho avy
Hamangivangy
zah ho avy
Ranomasoko......
Tena sarotra
rehefa misy manjo
Any an-tanàna
amin'ireo havako
Irariako anie
ho samy salama
Hiara-hifaly
hifankahta
Ranomasoko.........
--------
Rohy:
