satria (Ria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nisy nilaza taminao tany
sy nanambara ihany koa
fa hanome anao ny mamy sy izay rehetra mahasoa
de atakalonao anazy eee
lay fitia efa nalaza eee
malaelo ahooo
Satry ve izaho tsy manana harena
na firavaka na volamena de nararaotinao
Satry ve zaho olona miafy tsy mba tia miady no ts migafy be fahalemena
indray andro any ho tsapanao reo soa nataoSko anao zcud anie ka tsy hisy hahavita eee xbdg fa nofinofi sisa eee
amzay ftoan prplhe izay tononkira.serasera.org hitady ahy ianao fa tsy ahita eeee fa samy vita eeee
Satry ;;;;;

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RiaVangy : 1304
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andrianavalo
Daty : 17/05/2019 08:55