Neny (RHYAZ Nantenaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neniko,
Tiako ianao,
Ianao ilay nitaiza ahy
nanabe anay
nanambitamby ahy atramin'izay
Faniriko, neny oh, ianao hitoetra eto anilako pgisft mandrakizay
tsy miala fa eo foana hianteherako
Hivavaka ho anao aho
ho salama lalandava
ka hahavita ireo adidy sy andraikitrao ianao
Tiako ianao, neniko
ianao ilay nijaly mafy
niafy mba hampiadana ahy
nanao atrany izay hahasoa anay
Tsy ykusbzjz ho voavaliko ry neny,
raha ny soa nataonao tamiko omveny2
ireny anie hivaly aminao
Ny hany fanomezana,hohezahako hovitaina
dia ny fahendrena sy ny mianatra tsy mba alaina
Tiako ianao, neniko
Ianao ilay nahafoy tononkira.serasera.org ny hery
mba ho fitsinjovana ahy
Neny tena cpqogfw tinay
RHYAZ 11-07-18 21.08
Tiako ianao,
Ianao ilay nitaiza ahy
nanabe anay
nanambitamby ahy atramin'izay
Faniriko, neny oh, ianao hitoetra eto anilako pgisft mandrakizay
tsy miala fa eo foana hianteherako
Hivavaka ho anao aho
ho salama lalandava
ka hahavita ireo adidy sy andraikitrao ianao
Tiako ianao, neniko
ianao ilay nijaly mafy
niafy mba hampiadana ahy
nanao atrany izay hahasoa anay
Tsy ykusbzjz ho voavaliko ry neny,
raha ny soa nataonao tamiko omveny2
ireny anie hivaly aminao
Ny hany fanomezana,hohezahako hovitaina
dia ny fahendrena sy ny mianatra tsy mba alaina
Tiako ianao, neniko
Ianao ilay nahafoy tononkira.serasera.org ny hery
mba ho fitsinjovana ahy
Neny tena cpqogfw tinay
RHYAZ 11-07-18 21.08
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RHYAZ NantenainaVangy : 1281
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : safidimalala
Daty : 12/07/2018 19:15
