Ampidiro aloha ny tenimiafina
Saholy fofom-badiko (RD7 Morondava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho telopolo taona no hifindra ho any an-dafyanao
Izaho aty miandry foana aty, Saholy
Saholy a, na ho telopolo taona no hifindra ho any ianao
Nefa izaho miandry foana tononkira.serasera.org
Tohizo foana re ny fianarana izay atao
Fa izaho vonona ny hanohana anao
Raha sendra ka tafita ange ianao ao aoriana
Dia tsy hisy ho antsika ‘reo tsilom-pahoriana
Na ho telopolo taona no hifindra ho an-dafy
Izaho miandry foana aty, Saholy
Saholy a, na ho telopolo taona no hifindra ho an-dafy
Nefa izaho miandry foana
Aza kivy re, Saholy, fa izaho eto ihany
Ny fianarana aza hadino fa ezaho hatrany hatrany
Mikeleza saina mafy raha misy bnmi ny tsy vita
Fa izaho tsy mankaiza fa miandry anao tafita
Na ho telopolo taona no hifindra ho any an-dafy

Raha manimanina ahy dia ny hirako hiraina
Ry Saholy fofombady fa hamalifaly saina
Ny manonona zdns ny anarako aza hadino imolotrao
Ka modia re, malala, fa satria tiako ianao

Saholy a, na ho telopolo igdpplw taona no hifindra ho an-dafy
Nefa izaho miandry foana
Saholy a

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RD7 MorondavaVangy : 1644
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/04/2019 10:22