Aza miova (ft. Johane) (Rass)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Rass)
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e

(Johane)
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
N'aiza n'aiza tany misy anao

(Rass)
N'aiza n'aiza alehanao
N'iza n'iza hiteny anao
Aza miova 'zany ianao
Tazomy 'zay maha izy anao
Dingadingano izay mpanakiana
Aza henoina izay fanafihana
Safidio tsara ny lalanao
Safidio tsara ny namanao

Izay mitady hanova anao
Teneno izy hoe miovà aloha
Raha toa misy tsy mankafy
Teneno izy hoe aza jaloux
Fa ny olo be tsaratsara
Nefa ny tenany tsy lavorary
Fa ny olona be moraly
nefa ny fiainany tsy manjaray

Aoka tsy hisy hanova anao
Na am' fihetsika na fitafy
Izay hitanao fa milay atao
Fa aza miheno ny hafa
Izay maha izy anao hazony (zony, zony)
Izay maha izy anao hazony (zony, zony)
Aza misy mety manova e
Aza misy mety manova e.

Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e

(Johane)
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
N'aiza n'aiza tany misy anao

(Rass)
Io anie tsy ny milaza azy ho izy no marina
Fa ny maha izy anao ihany izay tazonina
Aza manahy fa ambony ny fanantenana
Dia aza variana manenjika ny hafa
Fa ny anao banjino atao izay hahatafa

Yah, lazaiko anao ny marina
Io tsy misy hoe mangidy tsy andramana
Mety hoe mianjera ianao, haratra ianao
Nefa izay lavo no tafarina
izay lavo no tafarina


Ndao hiezaka mafy sao tara
Olo jiaby samy amin'ny anjarany
Io nge tsy ireharehana
Ts'isy raràna fa samy manao izay mampety azy
Mampety azy

(Rass)
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e

(Johane)
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
N'aiza n'aiza tany misy anao

(Rass)
Ka na aiza ho aiza
Ka na aiza ho aiza misy anao
Ka n'iza n'iza
N'iza n'iza hiteny anao
Ka na aiza ho aiza
Ka na iza n'iza
Aza miova ianao
Aza miova ianao

(Johane)
Ka na aiza ho aiza
Ka na aiza ho aiza misy anao
Ka n'iza n'iza
N'iza n'iza hiteny anao
Ka na aiza ho aiza
Ka na iza n'iza
Aza miova ianao

(Rass)
Aza miova ianao

Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e

(Johane)
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
N'aiza n'aiza tany misy anao

(Rass)
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e

(Johane)
Aza miova 'zany e
Aza miova 'zany e
N'aiza n'aiza tany misy anao
tononkira.serasera.org

Rass ft. Johane
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rass
Vangy : 1946
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 19/01/2020 18:05
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.013